HO TAFIAN’NY TOMPO NY HERIN’NY AVO ISIKA

HERINANDRON’NY FANAHY MASINA – TALATA 18 MAY 2021 – Lioka 24: 44-49
MIARO ANTSIKA AMIN’NY FIZAHAN-TOETRA SY NY FAHORIANA NY FANAHY MASINA

HERINANDRON’NY FANAHY MASINA – ALATSINAINY 17 MAY 2021 – 1 Pet.4 : 12-16
Jesoa ilay irak’Andriamanitra, mikendry ny famonjena ho an’ny olona rehetra

Toriteny Alahady 16 May 2021 – Mat 12, 14-21
Nitondra inona ny fiakaran’i Jesoa velona any an-danitra ?

Toriteny – Alakamisy 13 May 2021 – Andro niakarana – Asa 1, 6-11
NY OLONA MANANA NY FANAHIN’ANDRIAMANITRA

Toriteny Alahady 09 May 2021 – Genesisy 41, 37-46
NY TENA IRAKY NY TOMPO

Toriteny Alahady 02 May 2021 – 2 Korintiana 3 : 1-6
Andriamanitra mampionona sy mampahery

Toriteny Alahady 18 Aprily 2021 – Isaia 48, 12-22
HAFATRA VOLANA APRILY

Amintsika Andriamanitra (Mat 1/23) Fifaliana no hitarihana antsika indray hiatrika ny volana Aprily 2021. Volana vaovao izay hibanjinantsika indray ny loha-hevitra vaovao manao hoe ; « MAMPIORINA NY MINO NY FANAVOTAN’I KRISTY » Fototra hiainan’ny Fiangonana amin’ny maha Fiangonana azy ny fanavotana. Hiainga ao anaty dikan-teny isika hilazana izany fanavotana izany. Raha ny baiboly dikan-teny malagasy no jerena […]
56 TAONA NIHIRANA NY AMA

Mamarana ny fankalazana ny iray volany ny Antoko Mpihira Analakely ka antsan-kira-piderana no nosafidian’izy ireo amin’izany. Fotoana efa hifanomezan’ny AMA ny antsam-piderana isaky ny iray volana ka hiventesan’izy ireo ny hira novelomina hatramin’ny taona 1965 niorenany. Ny tononkiran’ny mpanao Salamo ihany no manosika azy ireo tsy hitsahatra hihira fa hoy indrindra ny Salamo 104, 33b […]
