Passer au contenu principal

FJKM KATEDRALY ANALAKELY

« Miorena tsara , aza miova » (1 Kor 15 : 58)

Ny olona matahotra an’Andriamanitra

Toriteny Alahady faha-07 martsa 2021 – Gen 22 : 11-19 Vanim-potoanan’ny karemy, natao indrindra ho fandinihan-tena. Handinihana ihany koa ny fizahan-toetra raha ny lohahevitra ao amin’ny perikopa FJKM. « aza maninjitra ny tànanao amin’ny zazalahy, ary aza maninona azy akory ianao ; fa hitako izao fa matahotra an’Andriamanitra ianao, ka tsy narovanao tamiko ny zanakao dia […]

Toetra dimy ny Kristiana miorina araka ny fomba fijerin’I Jesoa

Toriteny Alahady 07 febroary 2021 – Lioka 5 : 1-11 Ny lohahevitra banjinintsika amin’ity volana ity dia ny hoe « Mampiorina ny mino ny Tenin’Andriamanitra. » Miisa dimy ny toetran’ny Kristiana miorina araka ny fomba fijerin’i Jesoa. 1. OLON’NY ASA Nisy toriteny nataon’i Jesoa tamin’ny olona aman’arivony (5000) teny an-tendrombohitra. Be ny olona teny an-tendrombohitra samy te hisisika […]

Miorena tsara – Mahereza tsara – Miasà tsara

Fandraisam-pitenenana nataon’ny Mpitandrina Irako Andriamahazosoa Ammi, Filohan’ny FJKM, Alahady 17 janoary 2021, Antsonjombe. 1- Miarahaba ny tsirairay nomen’ny Tompo taona vaovao 2- Mbola tsy lasa ny coronavirus ka mila mitandrina isika @ fanarahana fepetra, indrindra ny arovava sy orona sy ny elanelana (mizara aina mantsy ny fiangonana fa tsy sanatria aretina) 3- Isaorana ny Tompo […]

Ny tosiky ny Fanahy

Toriteny Alahady 10 janoary 2021 – Lioka 4 : 14 – 22 Mahatonga an’I Jesoa hampianatra Manome fahazarana tsara ao anatin’ny olona Mitarika ny olona hankatò

Andriamanitra Tompon’ny tantara

Toriteny Alahady 03 janoary 2021 – Isaia 45 : 1-8 Andriamanitra no Tompon’ny tantara ka meteza halahatra Andriamanitra Tompon’ny tantara dia maneho ny maha-Andriamanitra Tompon’ny hery azy Andriamanitra Tompon’ny tantara dia mikendry fahafahana mandrakariva