FJKM KATEDRALY ANALAKELY

POSTE D’EVANGELISATION AMPANDRIANKILANDY

  • NY FIORENANY sy FITOMBOANY 
  • Fitandremana nitambatra tamin’ny Fiangonana 70 mahery tany aloha nentina Mpitandrina delege 01
  • Nankatoavina ho Poste d’Evangélisation (P.Ev. na saha vaovao) tamin’ny 2014, isany zandriny indrindra
  • Nahazo Mpitandrina voalohany tena azy manokana ary mitondra azy hatramin’izao
  • Ny Commune Ampandriankilandy manontolo no sahan’ny Poste izay zarain’ny renirano Tsinjomorona
  • Fiangonana 05 tamin’ny nanombohana (2015) ary 10 ankehitriny miampy ireo fiaraha-mivavaka
  • Fiangonana 03 ankoatran’ny FJKM : EKar, Adventiste, Assemblée de Dieu efa misy trano en dur avokoa ny maro
  • Statistique sy ny fivoarany: (2015 à 2019-2020)
  •  Kristiana voasoratra anarana : …………………………………. 389/519
  •  Vita Batisa : ……………………………………………………………… 257/433
  •  Mpandray : ………………………………………………………………. 15/49
  •  Diakona : ………………………………………………………………….. 10/10
  •  Mpiandry : ………………………………………………………………… 05/08
  •  Katekista SeFaLa : ……………………………………………………… 02/02
  •  Sampana : …………………………………………………………………. SaFif – Dorkasy – STK – SLK – SA (nananganana birao ara-dalàna nanomboka 2019 ny sampana; misy tsy mpandray aza ny sasany)

  • FIAINAM-PIANGONANA:
  • Trano Fiangonana: Fiangonana 04 no efa misy (trano rotso-peta mitafo satrana 4m de long eohoeo)
  • Ny eto an-drenivohitra: trano 15m/8m saika hatao biriky ary mitafo satranafa tsy nisy “fer” na “poteaux” dia najanona
  • Isaky ny iray volana no mivory amin’ny toerana iray araka ny efa voafaritry ny tetikandro ny Fiangonana rehetra ato amin’ny Poste (antsoina hoe lohavolamben’ny Fitandremana); amin’io koa no mivory ny ambaratonga mandinika sy manapaka raharaha samihafa. Miezaka mamonjy ny toerana ivoriana izay miovaova mitety Fiangonana ny kristiana (axe: 45km du Nord au Sud en passant par la RN6)
  • Matetika ampiarahina amin’io koa ny fivoriana ihaonan’ny Sampana Fiandremana ankoatr’izay alahatr’izy ireo
  • Olana mahavitsy ny mpivory matetika ny tsy fandraiam-pahalemana sy ny fambolena (rehefa asara)
  • Ankoatr’ireo dia misy fandaminana famangiana Fiangonana hataon’ny Mpitandrina sy ny Birao
  • Adidin’ny Fitandremana SP 2015 – 2020 : 80.000Ar niakatra 200.500Ar vita tsisy trosa na sarotra aza
  • FIAINAN’NY SAMPANA:
  • Vitsivitsy ny mpikambana miditra Sampana, sy ny tsy fahazarana mandray andraikitra amin’ny mpitarika
  • Tena ilaina ny hisian’ny Tafika Masina sy asa mi-cible kokoa ny sokajin’olona sy taona
SampanaZava-misy / OlanaTohana ilaina
SaFiF– Tena maizina ny toerana iasana – Vitsy ny mpiasan’ny SaFiF – Maro ny asa fitaizana an’ireo Kristiana niova fo– Tafika Masina – Fitaovam-pivezivezen’ny mpiandry – Boky SeFaLa
Dorkasy– Vehivavy manana olan-tokantrano (nisara-bady, vady tsy mivavaka, mitaiza irery) – Manetsa no tena fitadiavam-bola mahazatra – Tsy nandia fianarana firy ny maro– Tafika Masina ho an’ny vahivay – Fanampiana amin’ny asa tanana (akora sy famoaham-bokatra) – Fampianarana arak’asa sy fitaovana: machines, Jiafotsy sy fitaovam-pikarakarana (izay tena miasa amin’ny fivoriana ary azo ampanofaina koa)
STKEn general: – Maro ny tanora – Be ny tsy an’asa, tsy mianatra – Matanjaka ny fijangajangana sy ny Halatra – Tsy ampy sokajin’asa, hetsika sy fialam-boly– Tafika Masina ho an’ny Tanora – Fampiofanana arak’asa sy fitaovana momba ny: *fiompiana manaraka teknika           *informatique           *rafitra hazo sy trano – Maillots, …
SLK– Foto-pisainana sy fomba manome vahana ny lehilahy amin’ny fijangajangana sy halatra – Tsy dia mavitrika amin’ny fanompoana noho ny vehivavy rehefa aty amin’ny Fiangonana– Tafika Masina ho an’ny lehilahy – Fampiofanana arak’asa sy fitaovana momba ny: *fiompiana manaraka teknika           *rafitra hazo sy trano
S.A.– Maro ny zaza sy ankizy – Betsaka ny tsy mianatra (miandry omby na kely dia efa alefa manambady,…) – Tena maro ny zaza mivavaka fa tsy mandeha ny ray aman-dreniny – Mbola vitsy ny mpampianatra S.A. , mbola tsy mandeha tsarany fampianarana– Tafika Masina manokana hoan’ny Ankizy – Boky lesona S.A. maromao – Fanomezana madinidinika mahatamana ny ankizy – Tenue tsotsotra hampitoviana ny ankizy
  • TETIKASAN’NY POSTE:
  • Fiaraha-mivavaka sy Fiangonana isaky ny tanàna rehetra ato amin’ny Commune manontolo
  • Mampitombo ny isan’ny Mpandray ny Fanasan’ny Tompo
  • Fanoratana ara-panjakana ny tokantrano kristiana rehetra, tohizana amin’ny Mariazy am-piangonana
  • Fanofanana mitohy ny tomponandraikitra rehetra (ezahina ho tafita SeFaLa avokoa)
  • Trano Fiangonana ara-dalàna isaky ny Fiangonana
  • Ezaka trano ipetrahan’ny Mpitandrina (hofana isam-bolana ny trano ipetrahany amin’izao)
  • Sekolim-piangonana
  • Fanokanana ny Mpitandrina (24-25 Jolay 2021 ao Ampandriankilandy)
  • FILAN’NY POSTE AMIN’NY ANKAPOBENY:
  • Fitaovana mamatsy sy manohy ny Fitoriana Filazantsara (Baiboly sy Fihirana, tractes, videoprojection)
  • Bureautique: *Certificats samihafa

     *Boky torolalana sy fiofanana samihafa

  • Fandraisana an-tanana sy fiahiana ireo niova fo ka voahilika
  • Tohana masomboly sy fitaovam-pambolena ho loharanom-bola maharitra
  • Fanohanana Katekista Delege izay kasaina hanampy amin’ny Fitoriana Filazantsara
  • Imprimante multi-fonction (sady hiaraha-miasa amin’ny fiaraha-monina)
  • Energie Solaire
  • Sekoly (fijoroana vavolombelona satria tsisy sekolim-piangonana ato, ary ho loharanombola maharitra)
  • Trano ipetrahan’ny Mpitandrina an’ny Poste
  • MOMBA NY MPITANDRINA :
  • Niomana tany Mandritsara – Ivato ; nivoaka  2015 ary voatendry sy mbola miasa eto amin’ny Poste
  • Manambady ary manan-janaka 02 lahy sy vavy 01, manana taiza 01
  • Andraikitra:
  • Evanjelistra mitondra ny P.Ev. Ampdanriankilandy
  • Mpitandrina delege amin’ny Fitandremana 02 hafa (à 50km et 20km d’A/kilandy)
  • Biraon’ny komity Mpitantana Toby Kristy Manafaka Ibora sady Mpitandrina mpiahy
  • Biraon’ny SP Sofia Andrefana (Mpitantsoratra PV)
  • Filoha Faritra Avaratra SP
  • Filoha SaAFF SP
  • Filoha Mpanampy STK SP
  • Aumonier et Responsable Studio et Programme Radio Andrea Antsohihy

Hizara ny lahatsoratra

Share on facebook
Share on whatsapp
Share on email