HAY TARIKA KRISTIANA (Leadership Chretien)

Alahady 30 aprily 2023 – Karakarain’ny Sampana Vondrona Fototra Laika
FANOKAFANA NY JOBILY FAHA-25 TAONAN’NY SAFIF: HO FIFOHAZANA MIZARA FITIAVANA

Mankalaza ny faha-dimy amby roapolo taona niorenany ny Sampana Fifohazana (SAFIF) Katedraly Analakely amin’ity taona 2023-2024 ity ary notanterahina ny alahady 23 aprily 2023 lasa teo ny fanokafana ny jobily fankalazana araka ny fombam-piangonana. « FIFOHAZANA MIAINA SY MAMPIAINA NY FIFANKATIAVANA » : io no hafatra makadiry nampitain’ny mpitandrina ho an’ireo mpikambana, izay samy nisalotra […]
T.A.FI.K.A : NAHAFINARITRA NY ZOMA VOALOHANY

« Mifalia ry zatovo dieny mbola tanora ianao, ary aoka ny fonao hampifalifaly anao amin’ny andro fahatanoranao ;… nefa aoka ho fantatrao fa ho entin’Andriamanitra hotsaraina ianao amin’izany rehetra izany » Mpitoriteny 11,9 Tontosa ny zoma 24 febroary 2023 lasa teo ilay hetsika voalohany nokarakarain’ny sampana T.A.FI.K.A ka nampitondrana ny anarana hoe « ZOMA MAHAFINARITRA ». Natomboka tamin’ny fampianarana fohy […]
FJKM ENGLISH WORSHIP SERVICE 1ST YEAR ANNIVERSARY

« Stand firm let nothing move you » I Cort 15, 58 We’re grateful to the Lord for the celebration of FJKM ENGLISH WORSHIP SERVICE 1ST YEAR ANNIVERSARY, last Sunday feb 12th 2023 at FJKM Katedraly Analakely. The service was well organized and attended by numerous fo Christians, almost 500 who are eager willing to praise the […]
« AFTER » ISAKY NY ZOMA FARANY AMIN’NY VOLANA

« Inona no hiarovan’ny zatovo ny lalan-kalehany tsy ho voaloto ? ny fitandremana araka ny teninao » Salamo 119, 9 Hetsika iray hatsangan’ny sampana T.A.FI.K.A ( Tanora Akon’ny Fiderana Katedraly Analakely) eto amin’ny FJKM Katedraly Analakely ny Zoma Mahafinaritra, ka ny zoma 24 febroary 2023 no hanomboka izany, izay hanomboka amin’ny 5 ora hariva ka hatramin’ny 7 ora […]
AMPY AHY

Toy ny fanao mahazatra dia natokan’ny Fiangonana Reniny ho an’ny Antoko Mpihira Analakely (AMA) ny volana Febroary. Ho faranana amin’ny Antsam-piderana goavana nampitondraina ny loha-hevitra hoe « Ampy ahy » izany ny Alahady 26 Aogositra 2023 amin’ny 2ora sasany hariva.
ALAHADIN’NY FI.MPI.Z.KA – NIREDONA NY FEO MOZIKA

Toy ny programan’ny fiangonana isan-taona dia ny Alahady faha-dimin’ny volana janoary no hatokan’ny fiangonana FJKM Katedraly Analakely ho Alahadin’ny FI.MPI.Z.KA na ny Fikambanan’ny Mpitendry Zava-maneno Katedraly Analakely, ka ny Alahady 29 janoary 2023 lasa teo izany. Ny Salamo faha-150 taona no teny notorian’ny Mpitandrina Ravelosoa Mickael.
SAMPANASA BIBLIOTEKA : ATELIER DE VACANCES

« Milalao sy mifaly miaraka amin’i Jesoa » Hetsika vaovao noforonon’ny Sampanasa Biblioteka ny « Atelier de vacances », nentina indrindra hampizatra ny ankizy fa afaka tsara hatao ny milalao any an-tranon’Andriamanitra. Fanatevenana ny fitaizana omena ny ankizy izany mba hifameno amin’ireo fitaizana omen’ny sampana hafa toy ny Sekoly Alahady, SAMPATI sns…3 taona ka hatramin’ny 18 taona no afaka […]
ZAVA-MAHADOMELINA : DINGANA 14 NY ZANAKA ADALA

FILAM-BANINY (Lioka 15, 12) : fiantombohan’ny fikorontanana eo amin’ny fiaraha-monina. Mahatsiaro tsy afa-po, manome tsiny ny hafa. Foana ny acceptation de soi ka mamorona endrika vaovao.
