FJKM KATEDRALY ANALAKELY

FIVORIAMBE FLD SPIA : FIOMANANA AMIN’NY FANATREHANA FANAVAOZANA SY TOMPON’ANDRAIKITRA

Ny sabotsy 28 oktobre 2023 lasa teo no notanterahina teny amin’ny FJKM Ambohimanarivo ny FIVORIAMBE FAHAROA teo anivon’ny SPIA 19. Fihaonan’ny samy Loholona sy Diakona eto amin’ny Synodamparitany no tanjona, fa indrindra koa fanomezana fiofanana sy toromarika rehetra avy any amin’ny Biraon’ny SPIA19. Toy izao ny fintina.

FAMPIANARANA I :
FLD MANDINIKA NY LASA, MIBANJINA NY HOAVY. ” RAKOTOARIMANANA Haja Roland. Mpitandrina. FJKM TSARAFARA
A-NY LASA.
-MANAO AHOANA NY LASA ? ( FANDINIHAN-TENA )
-TOMBANA.
-FIJERIN’NY FAHENDRENA MALAGASY.
-FIJERIN’NY SORATRA MASINA : Sal.143:6 ; Heb.10:32.
FANAZAVANA.
-Fandinihan-tena: 2 Kor.13:5 ; Jak.1:23-24 ; Gal.2:20 ; Jao.1:12 )
-Fandavorariana ny Fanekena (7).
-Fanatrehana fivoriana sy fanaovana asa.( Efe.2:10 )
-Famitana adidy.
-Fifandraisana tamin’ny namana.
-Fahaizana ny ankohonana, ny fianakaviana.
-Fijoroana ho vavolombelona sy fitaomana ny hafa.

TSARA FIHEVITRA :
-NATAONAO HO AN’IZA NY LASANAO ?
-FIBEBAHANA.
-FIHAVAOZANA.

B. NY HOAVY.
-VINA.
-EZAKA.
-FAHAIZA-MANAO. ( Sal.143.10 ; 2 Pet.1:3, 5-8 )
FANAZAVANA.
-Maka fotoana itadiavana an’Andriamanitra. ( Sal.105:4 )
-Mahalala tsara ny lanjan’ny Fanekena.
-Miasa amin’ny hafanam-po sady mahafoy.
-Mitarika ny olona amin’ny asa.
-Mampita fahaiza-manao sy mifaly amin’ny fahombiazan’ny hafa.
-Manaja ambaratongan-drafitra sy fitondrana.
-Miorina tsara, mitandrina ny andraikitra, mampandroso ny fiangonana. ( 1 Kor.14:12 )

TSARA FIHEVITRA.
Manana fijery vaovao lalandava.

FAMPIANARANA II :
FIOMANANA AMIN’NY FANATREHANA FANAVAOZANA TOMPONANDRAIKITRA.RABETOKOTANY Miarilaza A. Mpitandrina, Prezidà Synodaly.
A. FIFIDIANANA DIAKONA : TSY NY MAHA LANY HO DIAKONA NA TSIA NO LAHARAM-PAHAMEHANA FA NY FAHAIZANA NY TOKONY ATAO AO ANATINY.
1-Tsy ny mpandray rehetra no mendrika ho fidiana Diakona fa Mpandray NA Diakona :
-marina ara-pitondrantena sy ara-drafitra: MISORATRA AO AMIN’NY FITANDREMANA IRAY IHANY.
-mahazo sy miaina ny Fanekena natao t@ maha mpandray.
-mahazona Fanekena, mahatsiaro ny maha olom-boavonjy azy, maha olom-baovao azy, tia an’Andriamanitra, tia vavaka, mazoto miangona, mivory @ sampana, manolo-tena @ fanompoana.
-mankafia sy voataiza t@ Tenin’Andriamanitra ka mitondra tena tsara araka ny filazantsara izay noraisiny :
Eks.18.21. Diem. ” mifidiana lehilahy be herimpo,fatra-panaja an’Andriamanitra, tia fahamarinana sady tsy mandray tsolotra. “
Asa.6.3.Diem. ” olona tsara laza sady feno Fanahy Masina amam-pahendrena.”
-manatanteraka ny asa amin-kitsi-po, am-pitiavana, amin-kafaliana.
-mitondra tena tsara eo @ ankohonana sy ny fiaraha-monina ary ny Fiangonana sy ny firenena.
-mahafeno fepetra : mamonjy fivorian’ny fitandremana, synodam-paritany, synoda lehibe…
tokony any anaty sampana.

  1. MILA FIOMANANA NY FIFIDIANANA DIAKONA.
    -Tsongaina, tadiavina, fotopotorana tsara, izay mendrika ho Diakona. Entina am-bavaka.
    -Fantarina ny karazana fifidiana sy ny fotoanany ary lalàna mifehy azy.
    -mivonona tsara ny saina sy ny fo.
    -fantarina tsara ny anjara andraikitra, (Sakramenta, Fanasan’ny Tompo, Latabatra Masina, Baiboly, Sono, Jiro…)
    mendrika ny ho modely.
  2. FAMINTINANA.
    TENA MILA AMPIANARINA TSARA NY MPANDRAY FANASAN’NY TOMPO MILATSAKA HO FIDIANA DIAKONA.
    MILA HOMANINA TSARA NY FIFIDIANANA. ( HIVOAKA NY TALATA 31 OKT. IZAO NY TORO-LALANA )
    MILA AMPAHEREZIN’NY FIANGONANA

Hizara ny lahatsoratra

Share on facebook
Share on whatsapp
Share on email